" NY MALAGASY ALOHA "
Ho antsika Malagasy rehetra monina eto MADAGASIKARA ary resy lahatra fa mbola honina sy hipetraka eto ; ho antsika mbola manana fanantenana fandrosoana eto amin’ny tanindrazantsika ; ho an’ireo namana sy havana any ivelany ka mitempo ho an’i MADAGASIKARA ny fony dia natao ho antsika rehetra ity boky ity.
Ity no boky atolotray Antoko Politika Madio-APM ho FANARENANA sy VINAM-PIARAHAMONINA ho an’i MADAGASIKARA manomboka amin’ity taona 2022 ity.
TAFIKA SY FILAMINAM-BAHOAKA

RAHARAHAM-BAHINY
FITSARANA
TOE-KARENA SY NY VOLA
FAMBOLENA, FIOMPIANA, JONO
INDOSTRIA, VAROTRA, ASA-TANANA
ATITANY SY FANAPARIAHAM-PAHEFANA
FANAJARIANA NY TANY SY ASA VAVENTY
FANABEAZAM-PIRENENA, FAMPIANARANA ARA-TEKNIKA SY ARAK’ASA
FAHASALAMANA
ANGOVO SY AKORAN’AFO
HARENA AN-KIBON’NY TANY
FITATERANA, FIZAHAN-TANY, FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO
ASA MENDRIKA
FAMPIANARANA AMBONY, FIKAROHANA ARA-TSIANSA
TONTOLO IAINANA
PAOSITRA SY FIFANDRAISAN-DAVITRA
MPONINA SY SOSIALY, FAMPIROBOROBOANA NY VEHIVAVY
TANORA SY FANATANJAHAN-TENA
SERASERA SY KOLONTSAINA
TANANA VAOVAO SY TOERAM-PONENANA
ZANDARIMARIAM-PIRENENA
HIFANDRAY – APETRAHO NY HAFATRA
RANO